Fandraisan\’i SMMC anjara tamin\’ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2024, izay notanterahin\’ny Faritra Atsinana tany Analavory, Fokontany Antaratasy, Commune Rurale Mahavelona Foulpointe, ny Zoma 23 Febroary 2024 lasa teo. β¨
Andriamatoa Richard ThΓ©odore RAFIDISON, Governoran\’ny Faritra Atsinanana, dia nanentana ny rehetra mba hiaraka hamboly hazo, hiaraka hanamaitso an\’i Madagasikara. Ny ekipan\’i SMMC, kosa notarihin-dRamatoa Josiane RAZAFINDRAOELINA, Tale Misahana ny Mpiasa.
π± Velaran-tany 7ha no norakofana zanakazo miisa 11000.
Ny lohahevitra amin\’izany moa dia \”FAMBOLEN-KAZO : Manarina tontolo iainana, mamelon\’aina.\” π