Make a call: +261 (0)2 05 33 12 63

BLOG

🔰 Fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2024 🔰

Fandraisan’i SMMC anjara tamin’ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2024, izay notanterahin’ny Faritra Atsinana tany Analavory, Fokontany Antaratasy, Commune Rurale Mahavelona Foulpointe, ny Zoma 23 Febroary 2024 lasa teo. ✨

Andriamatoa Richard Théodore RAFIDISON, Governoran’ny Faritra Atsinanana, dia nanentana ny rehetra mba hiaraka hamboly hazo, hiaraka hanamaitso an’i Madagasikara. Ny ekipan’i SMMC, kosa notarihin-dRamatoa Josiane RAZAFINDRAOELINA, Tale Misahana ny Mpiasa.

🌱 Velaran-tany 7ha no norakofana zanakazo miisa 11000.

Ny lohahevitra amin’izany moa dia “FAMBOLEN-KAZO : Manarina tontolo iainana, mamelon’aina.” 🍃

With decades of experience and continuous improvement, we are the premier stevedoring, warehousing, and distribution company in Madagascar.

We are a proud
member of aivp

OPENING HOURS

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 13:00
Sunday Closed

CONTACT US

5, Rue du Commerce Ampasimazava-Est, Toamasina

+261 (0)2 05 33 12 63

info@smmc-company.com

Scroll to Top